Entry | 1 vato tsipazana |
Elementary words | 2 vato, tsipazana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1] |
Synonyms | 5 vato filokana, vato torahana |
Updated on 2023/01/01 |